You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Big MJ

Parfait no tena anarany, teraka tamin'ny taona 1988 izy. Antalaha no fiaviany sy nahalehibe azy fa efa nahazo ny diplaoma baccalauréat izy vao nifindra tany Antananarivo. Dihy no tena nanavanana azy tany am-boalohany fa tamin'ny taona 2002 izy vao nanomboka nanoratra tononkira. Big MJ no anarana no...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpihira Mpakafy
1 Ataoko akory Big MJ
2 Doudounaka Big MJ
3 Hafa Fôh Big MJ
4 No limit Big MJ
5 Ravady Big MJ
6 Tsinjaka triatria Big MJ
7 Tsy atakaloko vadiko Big MJ