You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i 3 isan-100

Momba an'i 3 isan-100 | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : tahiana.dafy2015
01/05/2017 09:17:02

Salama daholo ve ô ! Raha amiko manokana aloha a, dia tiako be daholo ny hiran'ny 3 isan-100 rehetra rehetra misy ilay efa taloha a, dia misy ilay hira vaovao dia aiza no mety ahitàna ny CD sy ny K7 tsy ao amin'ny Super Music ihany, sa mbola mety ahitàna an'ireny CD sy K7-n'i 3 isan-100 eny amin'ny magazay sasantsasany ? Misaotra mialoha ô !

1. Nampiditra : Naly Randria
25/11/2001 14:11:39

Mpihira: Rija - Andry - Naina - Brown
Album: Ce que j'aime c'est... Madame

Hametraka hevitra

Midira aloha