You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i -- Mbola tsy fantatra --

Momba an'i -- Mbola tsy fantatra -- | Hametraka hevitra

12. Nampiditra : fy-tsoa
10/06/2017 19:28:26

tena mifangaro b le iz an! Grrr.

11. Nampiditra : fahfa
17/03/2017 15:04:21

ahoana kay ny mampiditr anarana mpihira raha mbola vao hampiditra hira mihitsy,,chorale ilay mpihira dia mbola vaovao mihitsy

10. Nampiditra : vololontsoa16
03/06/2016 13:40:29

Bjr. Mitady fanampiana. Tsy haiko na ny mpihira na ny lohateniny. Misy hoe "Masina, Masina, Ianao no Masina..... Fa tsara ny Andriamanitsika, mahery ny......... Aleloia....." Vehivavy ny mihira azy. Misaotra mialoha !

9. Nampiditra : ikalamako
19/09/2013 11:50:10

mdrrrrr... tokony hovaliana isaky ny hira lay resaka fa toa mifangaro be!
ripakaaaa

8. Nampiditra : hery
23/06/2009 23:03:32

Mba teneno ny lohateny dia teneno ny mpihira fa tsy fantatra hoe iza no lazainareo

7. Nampiditra : strawberry
14/11/2006 09:56:23

merci beaucoup @nareo fa io mihitsy lay hira tadiviko, i Ralf no mihira an'io, hirany michel sardou'seulement l'amour'nadika io, ba betsaka ehhhhhhhhhhhh

6. Nampiditra : miangalyandria
23/07/2006 11:52:40

solika no mihira an'io o Ratovo io raha tsy diso aho

5. Nampiditra : mitady
10/05/2006 18:56:46

An'i Ra-Tse io hira io.

4. Nampiditra : hery
09/05/2006 07:55:02

Iza amin'ireo no hiran'iza?
Iza ny an'i tselonina ?

3. Nampiditra : Roch
19/04/2006 21:35:49

Tselonina

2. Nampiditra : Roch
19/04/2006 21:35:04

Solika

1. Nampiditra : bolotsy
19/03/2006 12:17:10

Tselonina

Hametraka hevitra

Midira aloha