Hevitra mikasika an'i Tselonina
Momba an'i Tselonina
| Hametraka hevitra
4.

Nampiditra : monstre
10/04/2010 10:04:48
Izaho manina an'i BODON"IARIVO! Sao mba misy manana ny tonon'io hira io ianareo (BODON"IARIVO)
3.

Nampiditra : Luix
12/01/2009 09:41:04
Mba mitady ny Tononyi:"IZANY NO MALAZA " Maika Be. LUIX
2.

Nampiditra : Cads
16/01/2007 07:58:41
sao dia misy manana tonin'i Môly be nareo e?
1.

Nampiditra : ugh
17/10/2006 17:28:50
Mahatsiaro ny fahazazana t@ taona 80 sy 90 é!Ao foana le revy,ary mahafinaritra fa dia manaraka ny toetr'andro foana (mis à jour),mitsiky ary mikàkàkàkà rehefa maheno an'i raini-Tsé!Favy foana é!
Hametraka hevitra
Midira aloha