Hevitra mikasika an'i Felanamanitra

Momba an'i Felanamanitra | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : hery
12/09/2007 09:33:42

Niova ho Felanamanitra ny anaran'i Felana Manitra teo aloha

1. Nampiditra : hery
06/03/2005 18:15:59

Felanà no anarany teo aloha teo. Felana Manitra izy amin'izao fotoana izao. Mihira hiram-pilazantsara izy. Misy hirany vitsivitsy ao amin'ny RadioVazoGasy.

Hametraka hevitra

Midira aloha