You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Antsan'i Fenomanana

Momba an'i Antsan'i Fenomanana | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : rnjp
28/10/2004 08:58:18

Tanora choral mitory teny amin'ny alalan'ny hira. Ny ahitana azy : ECAR St Louis Roi Fenomanana. mbola maromaro ny tiana ho lazaina momba azy fa aleo aho aloha hanadiady tsara. Ny vaovao farany aloha dia ny fiketrehana ny K7 volume II mitondra ny lohateny hoe "FIANGONANA FIOMBONANA"

Hametraka hevitra

Midira aloha