Hevitra mikasika an'i Jocelin RANJARISON

Momba an'i Jocelin RANJARISON | Hametraka hevitra

8. Nampiditra : aritina
01/07/2009 12:39:32

mba mitady ny tonokira: namana, hirain ny pazzapa6ary ihany koa interpréter-n'i gothleib. refrain: ianao no namako satria....... mba alefaso @ ary_tiana@hotmail.fr azafady. misaotra mialoha

7. Nampiditra : delmote
22/06/2009 20:00:47

mba mitady ny tonokiran'Ny Ainga hoe "Fo mitomany" za ry zareo raha mba azona reo atao a!tiko le izy nefa tsy ananako le dikany!misaotra anareo mialoha e!
ity ny adiresy e-mail-ko:kirikou27@gmail.comok

6. Nampiditra : rurale
08/06/2009 14:01:55

za kou reto tena resy lahatra @ fanomezam-pahasoana noman'Andriamanitra an'i pasteur Jocelyn iny a! hisaorana Andriamanitra nanome azy ny Malagasy
De ao @ OTV kou misy toriteny sy hira ataony isa-maraina @ 6 de miverina @ 8 alina ze tsy afaka eny @ Roxy isak'Alarobia sy Zoma

5. Nampiditra : diam
05/06/2009 13:08:08

Tongava mivavaka ao @ Roxy isaky ny Alarobia sy Zoma atoandro fa mitory teny ao izy, ho hitanao fa tena maneho ny Voninahitr'Andriamanitra tokoa Pr Jocelyn

4. Nampiditra : A2302
14/05/2008 08:12:06

zah manokana resy lahatra tanteraka ny amin ny tonkirany!!
Mambabo fo, mandresy lahatra!
Indrindra moa ny toriteniny!
Mirary azy hahavita be amin ny asan ny Tompo

3. Nampiditra : lucianna
21/03/2008 22:35:12

mampahery tokoa raha ny tononkiran i jocelyn ranjarison, misaotra azy tahin i tompo daholo

2. Nampiditra : orimbato
04/08/2006 12:04:13

Izy dia olona tsara sady mampahery be ny toriteniny,vitsy ny olona tahaka azy,,tena olona ilaina izy,na ho an'ny fiangonana, na ho an'ny firenena. VELOMA MISAOTRA

1. Nampiditra : Andriamamonjy Verohanitra
30/07/2003 01:56:57

Jocelin Ranjarison dia pasteur ao @ fiangonana MRE Tana,tsy mbola manambady efa elaela ihany izy no nanomboka nihira.

Hametraka hevitra

Midira aloha