Hevitra mikasika an'i Ambondrona

Momba an'i Ambondrona | Hametraka hevitra

13. Nampiditra : hervo1
13/09/2004 22:49:42

milay ny hirany ka ! miala amin'ny style gasy rock mahazatra koa fa tena mandreraka be ilay manenoneno be fotsiny :)
mpankafy ambondrona .

12. Nampiditra : papillusion
14/08/2004 08:29:20

Nandalo taty Mahajanga ry zareo t@ 6-8 août 2004 teo. Fa nilay an! Tany @ cabaret (6) ry zareo de ni-interpreter an-dry 'Europe-Tracy Chapman ary Scorpions: niaiky daholo ny rehetra fa mahery ry zalahy! Tany @ banja toalaza (8) indray dia tora-jofo mihitsy! Voan'ny sera mandritra ny 4andro mihitsy à t@ izany!! Fa .........tsy naninona.
Hafatra kely fotsiny ho azy ireo: "Tsara fa tohizo"
Rahoviana indray ny @ manaraka e?

11. Nampiditra : rals
09/08/2004 12:46:17

vidio ry reto ny album ambondrona fa milay be .mahay mamoron-kira mintsy ry zareo sady ry zareo koa milay daholo surtout blanc . atolotro ho an'ny tia ambondrona retra ilay hira eny sa tsia satria tena mlay be.ankafizo foana fa milay

10. Nampiditra : kalafefe
24/07/2004 12:08:17

Salut daholo nareo SPECIALEMENT Ambondronamialy C moi KALAFEFE.AmbondronA aloha de tena ao tsara! @ 1 aout zao ao @Don Bosco ry zareo.Nanao spectacle tany BIRA ry zareo de nampalahelo t@ 18 juillet fa avy be ny orana de tapaka ny jiro ary main ny courant mintsy aza ry zalah!De naverina gratuit ndray e!za oa le GUEST VOALOHANY INY >FELANA>

9. Nampiditra : Bakorakoto
22/07/2004 14:14:31

Tsy misy teny be fa milay Ambondrona e. Izay miteny na scorpion na inona na inona tsy maninona fa rehefa tsara de tsara. Le vocale tena mahavoa be. Sady faly be aho fa i Manjaka eo @ clavier no nanafana t@ mariazinay tany am-parihy a. Merci e. Mbola tsy nahita anareo hoe tena nihira aho satria aty alavitra be aty no misy anay fa rehefa mankany dago zahay de mijery anareo e. Ilay "Tsy adala aho" no tiko indrindra t@ izay efa henoko. Tsara e. Dia tongava @ ambony indrindra ry izy 6 mirahalahy fa mitondra fifaliana ho anay ny mihaino anareo.

8. Nampiditra : Chiquitto
29/06/2004 04:48:01


Mpanankato anisan'ny sangany amin'izao fotoana, ny tena mampiavaka azy dia ry zareo tsy miavona mihintsy na dia eo aza ny lazany, ny mampalahelo anefa dia maro ireo toa mila sotasota aminy rehefa mifanena noho izy ireo be mpitia, mba raiso araka ny lafiny tsara fa ry zareo dia tena mazava fo tokoa ary ataoko fa ireo mahafantatra azy tsara toa ahy dia mitovy hevitra amiko, dia mirary soa ho azy mandrakariva

7. Nampiditra : AmbondronAmialy
12/01/2004 02:43:21

Milay lé 2eme album, indrindra fa lé hira hoe "Misy fetrany" zay noforonin'i Beranto! Milay daôlo lé hira e: KILALAO, ENY SA TSIA........Zay fa mazotoa mihaino e

6. Nampiditra : AmbondronAmialy
29/12/2003 12:13:04

ho an'izay tsy mahafantatra dia efa nivoaka ny 2ème album n'i AmbondronA ( K7 + Cd io an ! )Milay be fa vidio d ho an'izay milaza fa maka tahaka Scorpions ry zareo dé c totalement faux, ry zareo mbola mahay e, sa tsy izany ? Vive AmbondronA !Six b hoan'izy 6 mirahalahy d tohizo hatrany fa milay b nareo.Bye tout le monde!

5. Nampiditra : Ranomanga89
26/12/2003 17:54:55

Ambondrona zany aloha tena gravy é ! Raha efa ny-assister cabaret any zalahy reo nareo dé tena mahery ! Ohatran'ny hoe en plein concert any ry Scorpions na Cat Stevens , na koa ry Eric Platon .Mazotoa mamaky é ! Veloma dia rock on !

4. Nampiditra : AmbondronAmialy
15/12/2003 05:10:52

AmbondronA? groupe milay be sady todé miangaly ny mozika tena milay eto @ tanàna.Reveko B fa tohizo hatrany e!

3. Nampiditra : zizou
17/11/2003 10:05:30

Bandy 6 mirahalahy mifankatia be reo.
Aza omena tsiny ry zalahy raha toa ka
malaza sady mahay fa sady fianakavian - dry
Iraimbilanja reo bandy reo no tena tian - dry zalahy le mozika.
Efa tany am - pianarana zala reo no efa niaraka
ary t@ zany izy no efa baibl.
Mahatadidy an zala reo daholo angamba izay
rehetra nianatra tao @ lycée Andohalo.
Mirary soa ho an - dry zalahy ho lasa @ ambony indrindra ary hanohy hatrany ny tsara
sy kanto efa natombony.
Misy marina ihany aloha le hoe mitovy am
SCORPIONS fa aleo atao hoe influence musicale io sady tsy fanahy inian' lery le feony
fa efa zay mihintsy. Lazaiko anareo ny tena reven' reo bandy reo:
TOTO,SCORPIONS,EUROPE,NO DOUBT,
IRAIMBILANJA,tous ceux qui sonnent ROCK

Mazotoa mamaky e!!!!
Tena marina daholo reo voalazako reo an!!!!

2. Nampiditra : Erica
03/10/2003 23:09:08

AmbondronA bandy 6 mirahalahy;Kix(lead vocal,guitare acoustique);Beranto(Soliste);Honty(Bassiste);Mboux(Percussion);Manjaka(Keyboards);Blanc(Drums kits).
Misy ny milaza hoe maka tahaka Scorpion ry zareo reto nefa dia teniteny foana avokoa izany.
Tiana ho hampafantarina amintsika fa efa manana olo-tiana avokoa izy ireto,satria mety misy ny hoe tara² nefa dia indrisy!!!!!!!!!!!!
Ka dia mionona ho anareo izay tia azy.aleo ny tarika fotsiny no tiana sy ny hirany fa raha ry zareo manokana alou dia efa lasa.
Raha te hifandray @ ry zareo dia manorata mail ao @ ambondrona@hotmail.com

1. Nampiditra :
12/01/2003 01:51:54

Mpihira vaovao eto amin'ny tanàna

First  < 12 13 14

Hametraka hevitra

Midira aloha