Hevitra mikasika an'i Ambondrona
Momba an'i Ambondrona | Hametraka hevitra
11/08/2010 08:50:01
slt mlay be daolo ny hiranareo fa tohizo foana e zay mjana mpankafy foana miandry ny hira vaovao ndray e koukou daolo ho an'ny mpankafy ambondrona rehetra e cool be ry zala reo an zay dia bye
08/10/2009 11:31:29
milay foana fa tohizo rzalah zay koa manohana foana e
18/06/2009 15:03:04
slt!milay de mankafi sy mankasitraka le groupe hijeryanao
17/05/2009 21:52:26
mlay be n ataon lesany fa tsis evitr mits v n iverenen Manjaka? atramzao kos lo tsis matsindry azy e!
08/04/2009 13:10:08
'za tena tia tena tia an'le hira sy hakanton'ny feo ndry zareo e! babo!
18/11/2008 14:13:45
Ambondrona,groupe tiko ndrindraary ankafizaiko daholy ny hirany rehetra...de ndao hiaraka hankafia e
29/10/2008 20:02:28
ny ahy indray ilay ampy ahy no tena tiako aminy hiran-dry zalah.
10/10/2008 17:32:53
hay zà efa nahazo ilay album laharana faha 5 dia ilay hira voalohany no tiko dia fahatelo.... tsara be!
merci mioucool tam tonokira aleo aloha
10/10/2008 17:30:49
harimialy: ampidiro mihitsy fa izaho vao nitady tonokira any am forum "saino" io:-p
16/09/2008 00:51:35
Fa ahoana toa mampiditra hira le "Saino" za dia toa tsy mety?
20/08/2008 12:07:55
izaho manana hira album V fa tsy manana titra sao mba misy afaka manome
07/07/2008 21:14:59
fa mbola tsy mivoaka ve ilay album5 ndry zalah ????sa bidon????
02/06/2008 13:25:10
tena mlay aloha ny hiran'dry zareo ambondrona sady tena mankafy ko zay ééé
