You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i AKON'NY FIHOBIANA

Momba an'i AKON'NY FIHOBIANA | Hametraka hevitra

4. Nampiditra : flavienjeanr6
10/06/2019 13:05:40

aiza ho aiza ilay diso tompoko

3. Nampiditra : edsheerandon
10/06/2019 12:26:17

misaotra!!!

2. Nampiditra : ikalamako
06/06/2019 10:04:50

Mba afaka ahitsinao kosa ve ireo tononkira azafady : mba tsaraina ireo diso, dia atao madio ny fanoratra fa tsy atao toy ny sms dia mba atao midina andalana isaky ny mila midina andalana ny endriny fa mba seha-pitaizana ihany koa ny seraserantsika e.
Misaotra sahady

1. Nampiditra : flavienjeanr6
05/06/2019 14:34:15

izahay akon ny fihobiana dia afaka miara miasa amtsika fiangonana na sapana na fikambanana kristianina

Hametraka hevitra

Midira aloha