You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Aron Mahandry

Momba an'i Aron Mahandry | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : Mahandritiana
07/04/2018 07:37:50

Aron Mahandry na i SOLOFONOMENJANAHARY Mahandritiana Aroniaina , tovolahy teraka tamin'ny 07 desambra 1998.
Tia mozika izy ary ao anatin'ny chorale Feo Fiderana (STK Ankazobe Fandresena) , somary Tia zava-maneno koa ny lehilahy.Nohon'ny fitiavany Mozika dia nahavita namorona hira izy ary miezaka manatsara hatrany .Tsy mifidy gadona fa saingy tia kokoa ny gadona malagasy ary mirona am fanatsarana izany

Hametraka hevitra

Midira aloha