You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Ny Antsa Mass Choir

Momba an'i Ny Antsa Mass Choir | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : minohasina2016
20/04/2017 10:00:59

Ny tarika NY ANTSA MASS CHOIR dia tarika ara-pilazantsara miara-miasa amin'ny fiangonana, sekoly, fikambanana sns.
Hira anisan'ny nahafantarana ny tarika ny taona 2016 ny "Andriamanitra tokako" ka nahatonga ny tarika ho voasokajy tao amin'ny RDJ Mozika 2016 tamin'izany.. Mbola mitohy ary hitohy mandrakariva ny fiderana...
Contact: 034 31 725 56
Fb: Ny Antsa Mass Choir

Hametraka hevitra

Midira aloha