Hevitra mikasika an'i Rossy
Momba an'i Rossy | Hametraka hevitra
12/01/2009 09:16:01
Mba mitady mafy ny tonokira hoe"MBARAKALY" an'i Rossy.Misaotra mialoha.Avoahy ato.Luix
18/05/2008 18:54:59
tena mampi hetsy po ilay hiran ny rossy vaovao lasa aho j ai le larme aux yeux
24/01/2008 06:46:58
Saika mba hangataka ilay hiran'ny Rossy hoe: " ananany be dia be firavaka saro-bidy zaho tsy raha manambola hirahira é, sodina sy mozika omena azy"
20/09/2007 19:59:01
Tena ankafiziko ny mihaino ny hiran'i Rossy, saingy izaho tsy mba manana ny tahirin-kirany. Antenaina fa hisy indray ny TAPOLAKA GILADY.
21/03/2007 11:55:30
Mahafinaritra i ROSSY sy ny hirany e! zaho mba mitady ny tonon'ilay hira hoe "avelao ho avy 'zay ho avy nataon'PAZZAPA 4 "iny
30/01/2007 18:39:44
mitady ny tonon'ilay hira ny rossy hoe angaredona
koa raha mba misy any aminareo dia aza misalasala manolotra izany eto
misaotra daholo
13/01/2007 21:03:32
Mba mangataka ny tonon'"Ikalasoa" sy "Raiso amin-kafaliana" e!
31/12/2005 13:29:24
tsy te anisy olana fa be ny efa vita t@ bemiranga vokany niaraha mahalala. Misy tarika hafa efa nahavita be noho izy fa raha ny hira mianara aloha fandrindrana feo sy tononkalo vao mitsara fa misy ny olo mangina nefa tsy resy eto dago. henoy fotsiny ireo fahiny harmonisation, composition dia anontanio ny hoe anatole dia mitsarà amin izay
27/02/2005 18:55:12
somary diso daholo daholo nareo rahasimanana paul bert no tena izy ary tsy misy nahavita toa azy ary tsy hisy hahavita na ho ela na ho aingana
20/01/2005 18:27:15
Rahasimanana no izy eh! artista feno,matihanina,de rahoviana no mody any @ tanàna eh!Manàna finoana,fa tsy minoa fotsiny .....
