Hevitra mikasika an'i 3%

Momba an'i 3% | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : Rouv.koff
21/02/2003 16:48:22

Telo isan-jato dia Boys Band avy any Antsirabe!ary ny tena nampalaza azy dia ilay hirany hoe To tsaroko foana anky ianao,Ary afaka volana maromaro de niova ny olona tao amin'io groupe io.Dia lasa namorona hira hafa indray izy,lay hira hoe"aza miala @ Cox".Ankehitriny moa izy de efa niverina t@ groupe taloha de namorona hura lay hoe "mama".zay ny momba ny 3%

Hametraka hevitra

Midira aloha