Hevitra mikasika an'i RAH-CKIKY

Momba an'i RAH-CKIKY | Hametraka hevitra

14. Nampiditra : Lalaina2009
03/05/2009 09:19:06

Je suis très fan de Rah-Ckiky et je n'arrête pas de faire découvrir à ma famille et à mes amis ses chansons. Ce n'est pas tojours facile car certaines personnes restent bloqués par des mots et des sous-entendus. J'essaie alors de leur faire prendre conscience de la beauté de sa musique et de l'originalité de son approche. Je l'adore car il nous bouscule et nous parle de la vie avec des mots vrais. Vive Rah-Ckiky !
PS : Qui a son site Web ?

13. Nampiditra : mickaelah
18/04/2007 11:22:36

tsy manambady americane zany izy e,gasy ny vadiny anakiroany iray niterahany 2,ary ilay faharoa izao niterahany1,izy aloha bandy cool e,

12. Nampiditra : hira72
14/03/2007 14:24:25

reveko ny hiren'io kofboay io.Tahaka an'i pilofasy ,izay tena milay mihitsy ny toniny.Ao koa ohatra ilay ora farany
Misaotra rahkicks an!
tena be mpankafy ianao.
Milay e

11. Nampiditra : petite
06/08/2006 13:15:59

hay ve nanambady american izy e?? tsy nampoiziko!!!

10. Nampiditra : michelabe
19/07/2006 11:23:18

milay rah ckiky

9. Nampiditra : danielscout
04/07/2006 12:24:01

ny vazony aloha dia masaka e! izaho koa mantsy mankafy an'lery

8. Nampiditra : bozimanga
21/03/2006 10:32:18

sao mba efa misy afaka manome ahy ilay tononkiran 'i rackiky vaovao hoe Randrianasolo iny anie hianareo eh!
misaotra mialoha ireo zay afaka manome.

7. Nampiditra : herilanto
16/03/2006 09:18:40

tena reveko be ranga ilay vazo hoe:"tady vy fa sao nareo mba misy manana ny toniny. Dia hoavy daholo ve nareo @1 avril fa any izao no tyena revy an! mpankafia

6. Nampiditra : adolantsento
04/01/2006 17:28:52

revenay izy

5. Nampiditra : rallyah
03/12/2005 16:21:33

IZAHO DIA TENA MANKAFY NY VAZON'LERY

4. Nampiditra : Dajax
08/11/2004 13:32:37

J'ai découvert Rah-chiky grace à mon petit ami.Les paroles de ses chansons sont très touchantes.C'est un artiste bien dans sa peau et qui s'est parlé à la jeunesse malgache avec ses mots.
Ses clips sont hilarants parcequ'ils sont remplis d'anecdotes même si parfois cela se transforme en drame.

Petit message personnel pour mon chéri: merci de m'avoir fait découvrir ton univers.

3. Nampiditra : viatsiresy
05/10/2004 16:18:13

Nariany angaha ilay vadiny gasy? nahita ny akanga tsara soratra dia nanary ny akoho tamantrano !!!

2. Nampiditra : adolantsento
27/08/2004 12:55:47

RAH_CKIKY dia manambady vazaha amerikanina.

1. Nampiditra : nirina rajaonary
20/02/2002 14:00:30

Groupe vaovao vao izao vao namoaka album sur cassette voalohany. Titre de l'album : "1 milliard"
chansons surtout à thèmes

Hametraka hevitra

Midira aloha