Hevitra mikasika an'i Bessa sy Lola
Momba an'i Bessa sy Lola | Hametraka hevitra
6.
Nampiditra : hertix
01/02/2007 20:58:27
01/02/2007 20:58:27
Vao nandao antsika tamin'ny novambra 2004 i Mpionona, nihira ny originale-n'ny "Andapa" sy "Antsirabe".
5.
Nampiditra : mpitsabo
23/01/2007 09:53:22
23/01/2007 09:53:22
mitady CD misy hiran'NY RAILOVY aho, mety misy olona manana ve?
3.
Nampiditra : Fotsikely
29/06/2005 04:24:34
29/06/2005 04:24:34
Tena mampihetsi-po ahy tokoa ny hiran'izy roa ireo [Bessa & Lola], mampamaivamaivana ny fiainam-pitiavako.