Hevitra mikasika an'i Mahaleo
Momba an'i Mahaleo | Hametraka hevitra
17/09/2010 14:02:21
dia mahereza na tsy hoe eo intsony aza ilay zoky be Raoul e
22/01/2010 12:24:01
Tohizo ry Mahaleo fa mahafinaritra. Enga anie mba ho lava andro iainana ianareo amin'izay miaraka foana isika. Za aloha dia tena mankafy Mahaleo mihintsy hatry ny fahakeliko.
28/08/2009 09:47:59
ho an'i fraj mila manantona ana manokana ianao fa za mapianatra
mitondra kahier s stylo handraisana noty
gitara anaovana pratika d haut parler fa sod ts maeno tsara rehefa be tabataba ny mpianatro.
eto amserasera iany no mianatra
19/03/2009 15:26:42
tsara le maleo fa zay tsy mahay not mintsy ko in no tokony atao @zany ry zalaha,,???
20/02/2009 14:00:18
Tsara ny mahaleo !! ho ela velona anie zareo ê !!! za tia an'ireo foana 2
17/09/2008 09:39:17
efa tafiditra am sehatra iraisampirenena zao mahaleo,de mampalahelo fa mba rahaoviana indray ny calendrier eto Mada,zay tena efa te hijery sahady
03/03/2008 14:29:38
Za r'zareo leo Mahaleo a, Aiza ve ko isan'andro zao vao mihiratra ny masona dé Mahaleo foana no henonao satria mantsy lé ramose MAhaleo ny anarany ary tena tia Mahaleo izy ary mahay mitendry Mahaleo tsara tokoa, misy Telo mirahalahy r'zareo.Hmmm! leo zà! LOL
25/02/2008 11:13:45
tokony asiana famerenana nama le 50ème annif ny THB niaraka t@ mahaleo fa betsaka le tsy tafiditra t@ iny ah
01/02/2008 14:51:07
za mirevy mahaleo hatrany @ tsinay maintiko fa mampalahelo aty diego de tsy mahita spectacle tsony de mijery pub ami tele sisa
01/02/2008 14:50:40
za mirevy mahaleo hatrany @ tsinay maintiko fa mampalahelo aty diego de tsy mahita spectacle tsony de mijery pub ami tele sisa
22/01/2008 18:31:49
Efa tamin'izaho boay kely 14 taona(tamin'ny 1987) no efa nankafy io hira io, fa mbola tiako be hatramin'izao ary mbola mahataraiky ny boay kely aty aoriana ilay izy rehefa hiraina sy tendrena!!
18/01/2008 14:16:46
mahafinaritra ny tarika mahaleo tena tsy misara-mianakavy marina é tohizo hatrany ry zareo an
misaotra an'ireo mpankafy é
10/12/2007 19:19:37
manjaee modely ianareo ka d ny ao Ambony no hisaorana nanome talenta ary tsy hadino koa ny vadinareo namela anareo nihira sy hihira hatrany ka nahafahanareo nanome ny kanto sy ny tsra anay hatrany ka d misaotra ry Zoky bbbbb
31/10/2007 14:54:39
Manahoana e!!
Mafinaritra hatrany ny fiarahana @ tarika MAHALEO e!Mlay be foana le revy rehefa mivazo zay ry zalahy!!Mahafinaritra e!!
Veloma daholy e!
06/10/2007 13:13:38
tarika tsy tontan'ny ela eh! ary mbola manantena ny vokatra vaovao hatrany eh!
25/07/2007 14:27:07
T@ 22/09/03 izaho no nanoratra farany teto, 35 taona indray izao ny tarika, ireny izy ireny mbola eo foana ary vao amika mitombo aza ny fankafizako('ny olona)azy.Dia mirary ny Tarika ho lasa lavitr hatrany e! Dia mino aho fa mbola hiverina any USA ry zalahy ireo @ herintaona hamerina ary hanatsara ny nataony tany t@ herintaona.
Ho an'ny zandry kely dia miezaha hatrany manandratra ny mozika tena izy, fa aza variana @ mozika mandalo fotsiny