You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Ny fanantenako ]

Momba ny hira [ Ny fanantenako ] | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : antsa_fifaliana
09/09/2017 10:56:23

Ny groupe rohama dia niorona tao mahajanga teo amin'ny fiangonana advantista mahajanga be tamin'ny taona 1997. Ary mankalaza ny faha20 taonany amin'ity taona 2017 ity. Ny dikan'ny teny hoe rohama dia « namindrana fo»

Hametraka hevitra

Midira aloha