You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Nanadino izy ]

Momba ny hira [ Nanadino izy ] | Hametraka hevitra

5. Nampiditra : nomena697
10/09/2017 11:53:06

mlay eee

4. Nampiditra : el'thiago
20/08/2017 07:33:54

ten manairana b n mamak anle iz satri tsita mihits we atraiz n mesure s n couple

3. Nampiditra : alkaoffisialy
15/08/2017 10:50:48

Misaotra betsaka @ fiara miasa ee!
Voaray avoko izany fananarana izany ee
Rah tsisy anareo mpanaraka mantsy izay dia tsy afaka

2. Nampiditra : ikalamako
15/08/2017 10:27:31

alkaoffisialy, azafady ange mba soraty madio tsara sy ataovy tsara endrika (midina isaky ny andalana sns) ny hira ampidirina fa manjary manahirana be na ny mamaky azy aza.
Mba mila mianatra manolotra zavatra mendrika ny mpanaraka ihany koa ny artista.
Ity iray ity jereo tsara fa nahitsy na ny fanoratra na ny andalana mba hahitan'ise hoe tokony ahoana ny endriky ny hira ampidirina eto.
Misaotra indrindra amin'ny fiarahamiasa.

1. Nampiditra : alkaoffisialy
14/08/2017 14:36:18

Ialana tsiny mialoha fa izay no voasoratra fa ho hitanareo eo ihany ny tohiny misaotra mialoha e!

Hametraka hevitra

Midira aloha