You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Mila vonjy ny kanto gasy ]

Momba ny hira [ Mila vonjy ny kanto gasy ] | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : Dahfara
17/05/2017 13:19:40

Tena marina ny voalazan'ity hiran'i Mamina ity fa raha mitohy izao fironana amin'ny kolontsaina vahiny izao dia ho tantara sisa ny maha-malagasy antsika afaka taona vitsivitsy !!!
Antsika ka aza atakalo ny an'ny hafa fa ny azy tsy ho anao velively !!!

Hametraka hevitra

Midira aloha