You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Resim-pitiavana ]

Momba ny hira [ Resim-pitiavana ] | Hametraka hevitra

9. Nampiditra : christianrandriambola412
08/05/2019 08:45:15

mankasitraka rangah @ le ezaka ataonarw a!

8. Nampiditra : lucasedraina
15/04/2019 18:18:19

Salama e!

Mankasitraka anareo rahalahy sy anabavy isany mazoto mampiditra tonon-kira ato e;
raha mba mety dia mba aza ajanona le ezaka fa tena mbola maro be ny vazo tsy dia hay loatra ny tonony ka nareo no antenaina!

misaotra e...
namana #Sedraina ihany ^_^ !!!

7. Nampiditra : hrandriamihantamanana1
15/02/2019 06:30:37

tiko be io hira io e,mankasitraka e

6. Nampiditra : NyFetra
03/01/2019 20:48:11

Tiko be ty hira ty.

5. Nampiditra : rado_albert
12/08/2018 21:26:34

m'lay le hira

4. Nampiditra : rakotobestephan
01/05/2018 14:57:08

Tsar e!Mankasitrak

3. Nampiditra : ndranto18
28/01/2018 05:10:10

Mankamamy e!

2. Nampiditra : rovatahina01
06/11/2017 19:56:40

mahfnartr e, msawtr btsk






1. Nampiditra : NAMBSDOLLY
20/04/2017 18:41:36

Tsara ty hira ty

Hametraka hevitra

Midira aloha