You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Tsy atakaloko ]

Momba ny hira [ Tsy atakaloko ] | Hametraka hevitra

5. Nampiditra : melvincornevis
05/06/2017 19:14:50

Ao soa zao hira zao rà

4. Nampiditra : lorraine
19/11/2016 05:16:56

Tena tsara lay hira tohizo fa mahay isika Malagasy

3. Nampiditra : la vady à nata
11/07/2016 16:46:07

tiko be munts io hira io!! tn iainak @lay oltiko munts :-* tiko be iz d ts atakalok an'iza2 zn, sarbidy amku indrindr!!!

2. Nampiditra : Niaritsoa
23/05/2016 11:18:18

sady tsotra be ry zareo e! tsy mila manamboatra tarehy vao tsara!

1. Nampiditra : Mimiar'malala
18/05/2016 20:12:01

Tsar koa hira araiky ty a mis heviny mafonja

Hametraka hevitra

Midira aloha