You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ MANANA ANAO ]

Momba ny hira [ MANANA ANAO ] | Hametraka hevitra

11. Nampiditra : yash andrian
12/02/2017 10:38:33

tiko be

10. Nampiditra : nivo2016
22/11/2016 18:45:46

Tsara ny miaraka amtompo.

9. Nampiditra : FARASOA1
28/09/2016 11:31:16

Hafa ihany ny manana an'Andriamanitra ho toky sy Mpamonjy eo @ fiainana. Mankasitraka an'ilay tononkira fa tsara be ilay toniny.

8. Nampiditra : haingorandrenjarivo
20/05/2016 20:01:27

tena mandona fo ilay tononkira, rahats teo ianao Tompo d zavapoana ny antopisianay

7. Nampiditra : onjaniaina2016
21/04/2016 21:34:15

ts misy fahasambarana marina sy matez ra ts ao @Tompo rery iany

6. Nampiditra : njara3
19/11/2015 08:48:51

miteny b lay tonokira

5. Nampiditra : setrahertsu
19/11/2015 00:52:04

Tsara sy mahasambatra mandrakizay ny fananana an'i Jehovah ho Andriamanitra

4. Nampiditra : ninalisoa
21/10/2015 09:03:22

Ny tena harena indridra dia ny manana ny tompo eo @ fiainany.

3. Nampiditra : Toocky
26/08/2015 18:17:11

Hafa ihany ny manana an'i Jesoa!

2. Nampiditra : lovasoafaneva
02/03/2015 11:21:26

Fidanana!
Tena tsara ilay hira, tena mampahery.
Tahin'ny Tompo

1. Nampiditra : 0904
20/02/2015 13:32:24

Tena tsara lay tononkira, mankasitraka e!!!, marina toko fa tsy teo i Jesoa tsy ho toy izao ny fianako. Mahaiza manankim-po mandrakariva @Atra ray

Hametraka hevitra

Midira aloha