You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Fikasana ]

Momba ny hira [ Fikasana ] | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : Kotsur
28/03/2019 01:09:01

Manao ahoana tompoko,
Raha tsy diso aho dia diso io titra io fa 'Tokatranom-paradisa' no marina. I Ludger no mpihira ary i Naly Rakotofiringa no mpanoratra. Nisy olona teto 'yakuza' no anarany nitady azy.

Misaotra tompoko

Hametraka hevitra

Midira aloha