You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ NY VAVAKA MAMPITRAKA ]

Momba ny hira [ NY VAVAKA MAMPITRAKA ] | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : ikalamako
04/07/2018 23:23:36

Misaotra fa avy dia novainao, mankasitraka o

1. Nampiditra : ikalamako
04/07/2018 22:14:32

@tahrina, azafady fa mba tsetsatsetsa tsy aritra kely ity ho amin'ny manaraka : tsy dia tsara loatra ilay manoratra amin'ny sora-baventy raha eto amin'ny aterineto. Sady mankarary maso be mamaky ilay izy indrindra raha hanaraka tononkira amin'ny finday ianareo rehefa mihira.

Hametraka hevitra

Midira aloha