Sambatra (Bapasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mody masoandro dia mahatsiaro
Mahatsiaro anao foana e
Fa mitamberina ato an-tsaiko ilay toky
Nomenao ahy iny e

  Na dia lasa aza ianao
  Namela mamy ho ahy e
  Ny soa vitanao
  Tsy tambo isaina

  Sambatra aho, sambatra aho
  Mana-namana aho manana anao
  Ny soa vitanao tsy tambo isaina
  Mana-namana aho manana anao
  Maniry anao  ho tafita ianao
  Na lavitra aza ianao
  Hotsaroako foana e

Nandalo fotoana sarotra anie aho
Havanao foana e
Na dia tery ts’isy niantra aza aho
Nampianao foana e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bapasy
Vangy : 3165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/11/2002 12:32
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116