Dia ahona ary (SIGARAxFeu Follet-Tomanyx (Mash up))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Nomenao azy zay nilainy
Nahiliny mafy, modiny ho tsy hainy
Efa leo ny mizara fitiavana
Izay tsilainy tsony f'izy hoe efa manana
Ka sarotraminy ny hahazo sy ny andray anao
Aleo lo any e...
Toy ny ranomason'eo anelan-tany
Akaiky lavitra tsy ho tafahaona izany
Voro-manidina no mitatitra makany
Raha ho tonga any e...

couplet 1
Fa mbola foiko anao ny ampitsoko
Satria efa nomeko anao ny omaliko
Efa betsaka ny zavatra vitako fa...
Betsaka koa nefa ny mbola omaniko
Efa ainao aho fa...
Vonona ny anaraka anao toy ny aloka
Tononkalo alo no vitako
Fa haiko fa tsy ampy raha izay tonokaloko
Dia aleoko jamba
Toy izay hahita anao tànana hafa
Dia aleoko marenina
Toy izay haheno anao hiantso anarana hafa
Horovitiko daholo ny pejin'izay, ho tantaranao hafa dia...
HO arodako izao tontolo izao
Raha iny ianao hanorina hasambarana hafa

Ref : NOmenao azy...........


couplet 2
Dia ahoana ary? HO adaboka ve?
Hifamaly @teny sy hifampidaroka ve?
NY hasambarana ho simbaina tampoka ve?
NY masoandro ho atakalo andro maloka ve?
Fa tsy afaka niaritra ve?
Satria ilay mifankatia lasa sarotra ve?
Samy lavo isika fa tsy afaka ny hiatrik ve?
Dia ahoana ary? Hisaraka ve?
Dia ahoana ary? Hisaraka ve?
Dia ahoana ary?


SIGARAxFeu Follet-Tomanyx Dia ahoana ary (Mash up)
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 28/02/2022 15:03)
Tena tsara kosa ity... miainga tsara mihitsy.

Fa ahoana tsara izany ry zalahy ireto? Iza sy iza no tena mpihira? Sigara Feu Follet Tomany?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SIGARAxFeu Follet-Tomanyx (Mash up)
Vangy : 1221
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rayame27
Daty : 28/02/2022 15:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0295