Miss you (Majesty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SakayBaby, azafady
Haiko atsika roa omaly fa niady
Ekeko naditra iaho, namoa fady
Fa tsy mahasakana gne fitiavam-bady
No, no, no, no
Fa mba raiso
Mitalaho aminao iaho nga mba raiso o
Fa ′zay tany misy anao da ho arahiko ô
Zakay ay anao mama fa ho alaiko ô
'Cause I miss you
And I need you
You′re my melody
And you are my energy
Everyday I need you oooh
'Cause I miss you
And I need you
You're my melody
And you are my energy
Everyday I need you oooh
Lavitra anao mi-dégât
Mahatsiaro magatsiaka
Anao gn′anah gne rano
Tsisy anao mangetaheta, hé
Aza avelanao iaho kemba
Fa na patsa raika io maha kenda
Vadiko ô nakupenda
Fa mba raiso
Mitalaho aminao iaho nga mba raiso o
Fa ′zay tany misy anao da ho arahiko ô
Zakay ay anao mama fa ho alaiko ô
'Cause I miss you
And I need you
You′re my melody
And you are my energy
Everyday I need you oooh
'Cause I miss you
And I need you
You′re my melody
And you are my energy
Everyday I need you oooh
I miss, I miss, I miss you, oooh
I need, I need, I need you, oooh
I miss, I need, I miss, I need you, oooh
Jangobo ato mandigny anao avy
Mipolia mamiko iaho mba miangavy
Fa jangombo oh, jangombo oh
Iaho jangombo oooh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MajestyVangy : 1100
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NomenaJR
Daty : 28/03/2024 22:12