antso (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve  ny antso mitaraina
Ireny trotraky ny adin-tsaina
Ilay zaza mitomany an-tratrany eo
Tsy trano hialofana tsy tany hodina
réf:
Ry Zanahary ô  tahio ireo mania
Ireo mifandrafy mba ampio hifankatia
Atovy lavitra anay ny alahelo sy tomany
Ka ho sambatra ny eran-tany.
Jereo ny lalanay ety azavao ny oavy anjaka ny fitia
Ny herinao no any  itokisanay  ry Ray ao ambony ho tanteraka ny sitrakao
ref:+1
Raha sendra ady  sarotra ka milanao ianao ilay pandresy
No antsoinay ka fenoy i fifaliana sy fitiavana aza avela anao hirery aza ariana aza avelanao ho very anie zahay ieeeh

ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anyah
Vangy : 6406
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hanitriniaina
Daty : 25/08/2004 06:06
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127