ZAHO FA TSY AFAKY (PRINCIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsiarohanao va fiarahan-tsika rey e e
Hitsakitsanao ahy rey e
Lay nataoko tsy nihafaka aby iregny e
Fanalambaraka tamason'olo o
Tsy mipoly indroa koa ireym
Zaho ko tsy olo adala ka hipoly mbeo ndraiky e
  Ref : zaho fa nahita olo anjarako
            Afaka hampiovahova ty fiainako
            T@nao tsy nahita ndra ino ino o  
            Azafady aminao
            Zaho fa tsy afaky e e
            Miala tsiny aminao e e
            Zaho fa tsy afaky e
            Azafady aminao
            Zaho fa tsy afaky e e
            Miala tsiny aminao e e  
            Zaho fa tsy afaky e
Fisarahako anao nahitavako azy e e
Nifanojo izahay nifaneke
Lé nataoko ho nofinofy aby iregny e
Narahiny aby e ty sitrapoko o
Ho nofinof tiako o
Tambitamby isa-minitra fa tsy volagny

Ref :
Tantara sisa ny antsika roa eHmhmm tantara sisa ny antsikaTantara sisa ny antsika eTantara sisa ny antsika roa e

Omehan'izy raha tiako oTambitamby isa-minitra fa tsy volagny eRef :Tantara sisa ny antsika roa eHmhmm tantara sisa ny antsikaTantara sisa ny antsika eTantara sisa ny antsika roa e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : PRINCIA
Vangy : 45220
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : ROTSYFITIA
Daty : 29/11/2016 09:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129