Maka Tsirony (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Intro)
(Synthèt)
1. Nomena antsika ny karazan-javatra maro dia
Tsy vitsy akory angamba ny azo alaina fy
Tsy ngidy ihany no misy amin'ny fiainana an-tany
Fa misy koa ny atao hoe mamy

'Ndao hisokatra amin'izay
Mba hiaraka aminay
Tsy aleo isika hifaly indray

Ref :
Mahafinaritra izay atao
Raha toa ka finaritra koa ianao
Mahafinaritra izay atao
Raha toa ka maka tsirony ianao
Mahafinaritra izay atao
Raha toa ka mitovy ny an-tsaina ao
Ilay tadin-dokanga no ampiaraho
Fa lasa izao
2. Izay mangeja rehetra aoka hiala
Hiova rivotra kely fa sao lasa adala
Tsy sanatria toy ny omby mihidy ao am-bala
Iza moa no mahalala

Ndao hisokatra ...

Ref: mahafinaritra izay atao ...
(Interlude synthète)
Na na na Na na na (x5,2)
Oya oye oya (x4) (3 voix)

Oya oye oya (x2)
Izany hasambarako
Izany fahafinaretako
(X2) (unissons)

Oya oye oya (3 voix)

(Interlude synthète)
Na na na Na na na
2. Izay mangeja rehetra...
'ndao hisokatra ...
Ref : mahafinaritra izay atao ... (X2)
Na na na Na na na ... (fade)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 307
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 16/02/2024 08:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146