TIA (Feon ny Ravinala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao tsy hafeniko
Halako ianao indraindray tsy tantiko
Mahasorena ahy nefa tadiaviko
Fitiavako daholo izany raha dinihiko

Ooooo

Hafahafa ihany re izany tia izany
Mampiteniteny foana mampandefa ny vinany
Mifangaro eny foana ny tebiteby sy tomany
Nefa ao ihany koa ny hakantony ny amaminy
Tiako ianao tsy hafeniko
Halako ianao indraindray tsy tantiko

Ooooo

Tezitra aho indraindray
Misamboaravoara e
Minitra kely avy eo ihanyte hiamtsampy indray e
Hiezaka foana aho hanosika irony ratsy
Hiriko koa ianao hanosik’azy hiarak’amiko
Tiako ianao tsy hafeniko

AIMER
Je t’aime et ne le cache pas
Quelquefois ton comportement me dépasse
M’agace et pourtant je te cherche
Tout ça pour moi ce n’est que de l’Amour

Ooooo

Aimer, ça fait rêver, ça fait planer
S’entremêlent peurs, joies, pleurs, rires
Et même quelquefois colères,
Dans ces tristes  moments,
Je pourrais te détester
Mais pourtant, je t’aime et ne le cache pas

Ooooo

Quelquefois je tremble de colère,
Quelques minutes à peine après ,
J’essaye toujours de pardonner et de m’accrocher
Je ferai tout pour éloigner le mal,
Je voudrais que tu le fasses avec moi
Car je t’aime et ne le cache pas.

AUTEUR, COMPOSITEUR, GUITARE ACCOMPAGNEMENT, HARMONICA, INTERPRETE : LINE
ARRANGEUR, GUITARE SOLO, CHŒUR : COCO
2EME GUITARE : DOLLY
PERCUSSIONS : BRUNO
CHŒUR : BAKOMANGA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon ny Ravinala
Vangy : 3273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raozigasy
Daty : 23/02/2011 19:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143