Rirignina (Vijo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rirignina ny andro mangatsiaka be tsy misy hafagnanaMandry amin-tany, ny tànana fô no atao ondana
Tsy mbo misy jiro natao hamindroana sahiragna
Rirignine e
Izy koa mbo azoko natao
Nariako lavitra agny e
Rirignina e
Alina ny andro maizina be tsy misy hazavagna
Maro ny olona midoko an'arabe tsy mbo misy tragno
Aiza ny havana mbo tavandraigna tsy hita
Rirignina e
Aza mangatsiaka koa zah amin'ity taona ity
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VijoVangy : 1979
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/05/2018 22:08
