Makà associé (Omyka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao aty f’izy any e
Tsy kobonao ho’aho zay fikany any
Manara ianao mila bodo hanafana
Te-hirevy rivotra eo foana zay
Ananandry ny vola sy harena
F’inona indray no mampiferinaina
Fa tsindrony ny vaccin
Mbola mahalasa tsy ampy calin

Makà ianao associé
Hanampy ny tsy ampy hana-poinsa hi-poinsa
Hamahana raha tsy ampy fahana
Reveo basy silaka tsisy hanakiana
Makà ianao associé
Kozy zany raha tsy ampy dozy
Hamahana raha tsy ampy fahana
Pepeka tsy ho hay ka atao tsy hisy hahakobo

Mihinana miafina any amin’ny sisiny
Bikina avy any tsy afa-manitsaka
Ianao mirevy mamerin-desona
Valaka razoky mora miesona
Fa tondrahana izy tsy mahazo aina
Vakiana fotsiny, miasa saina
Ampijaliany ve no miha-mihena
Tsy mahazo fy sa tsy ampy fitia

Makà ianao associé
Hanampy ny tsy ampy hana-poinsa hi-poinsa
Hamahana raha tsy ampy fahana
Reveo basy silaka tsisy hanakiana
Makà ianao associé
Kozy zany raha tsy ampy dozy
Hamahana raha tsy ampy fahana
Pepeka tsy ho hay ka atao tsy hisy hahakobo

Eh eh mangetaheta ve indry e?
Indry koa hoa fa bakoako coca

Sa maizina ampoton’ny jiro ?
Mandreheta labozia, labozia maronjana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Omyka
Vangy : 1493
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/04/2015 09:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116