Raosy Jamba (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao isika hilalao - hoy ny antso takariva
Aiza ary hoy ianao - ao andrefan-trano
Inona no atao - vory ao ny ankizy
Toy ilay fanao - hanao raosy jamba

Anaty faribolana no hanaovana an’io
Lamba kely no ilaina hanapena-maso
Ny iray eo afovoany
Ahodina indroa ahodina in-telo
Arahina lamako
Miaraka amin’izay ny rodoben’ny ankizy
Miantsoantso hoe mihirahira hoe

Raosy jamba ô raosy jamba
Raha mahita ianao ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 6359
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 20/06/2002 20:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117