Depuis (Rlï)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hunnnn hun
Gaga aho
ka nihomehy irery !!!

Efateny an-dalana aho
Niverina tao an-tsaoko
Ireo zavatra momba anao
fa indrindra moa (nasorinao)
tamin’ny tsiky iray ny ratrako
Fotoana mamy
fihiziko eto an-tratrako
Depuis (Depuis)
Depuis (Depuis)
J'ai perdu l'appétit perdu le someil
J'ai juste envie de te voir
Mon second soleil

Hatramin'ny nahitako anao hey
tsisy dikany intsony ny zavatra hafa rehetra
Tonga dia fantatro
Fa nifidy anao ny foko (nasorinao)
tamin’ny tsiky iray ny ratrako
Fotoana mamy
fihiziko eto an-tratrako

Depuis (Depuis)
Depuis (Depuis)
Depuis
J'ai perdu l'appétit, perdu le someil
J'ai juste envie de te voir
Mon second soleil  
(Second soleil)

Mon amour (mon second soleil)
Tsy foiko
Tsapako Fa tia ahy koa ianao
mon amour

Depuis (Depuis)
Depuis(Depuis)
Depuis
J'ai perdu l'appétit, perdu le someil
Je veux juste te revoir
Mon second soleil
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rlï
Vangy : 322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rlimusic
Daty : 10/10/2025 06:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117