Soratako ianao valin'ny aingam-panahy (MSD)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratako ianao valin’ny aingam-panahySoratako ianao satria tiako
Tiako fa nahoana ? Aleo ho tsiambara-roa
Ity saiko te-hanoratra fa ny tanako miraikitra
Ny fanahiko mirenireny maika hanantanteraka ireny
Soratra manokatra làlana, mitondra fahalalana
Hoan’izay tsy tamàna…
Masosotay ianao, soratako
Malahelo ianao, soratako
Tezitra ianao, soratako
Faly ianao, asa-tanako…
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy,
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MSDVangy : 1575
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/11/2016 09:03