You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

ZEZE Mahanoro

267

Nampiditra : Naly Randria
Tamin'ny : 05/11/2002 23:46:07

Mombamomba :
Zeze Mahanoro no anarana nentin'i Elysée André Randriantsalama teny an-tsehatra. Toamasina no tany fiaviana ary Mpanjakan'ny Basesa no anaram-boninahitra nomena azy noho izy nitondra avo ity gadona iray ity. Tamin'ny volana mey 2014 izy no nodimandry.

Hametraka hevitra

Midira aloha