zahgasy

Hampiditra sary Nampiditra zahgasy
19/07/2009 16:49
Hiran'i zahgasy 2 Jereo eto
Vangy : 1650
Mpankafy : 0 Ankafizo
zahgasy dia tarika malagasy iray izay mivohy ny gadona tena malagasy ka ny hiavahany amin'ny mpanakanto hafa dia ny fivoizany manokana ny gadona JIHE. gadona avy any atsimon'ny nosy io gadona io ary ezahan'ny mpikambana ao anatin'ny tarika ny hanandratana azy mba ho fantatrin'ny be sy ny maro indrindra fa ho antsika malagasy
ny tarika zahgasy dia niforona tamin'ny taona 2002
misy roa ny mpikambana fototra ao anatin'ny tarika dia ireto avy izany:
havotriniaina vonjinafetra josé( lehibe mpitarika ny mpikambana, mpihira no mpamorona ny tononkira ihany koa)
andrianasolo jean paulin( mpihira ao amin'ny mpikambana no mpamorona ny tononkira ihany koa)
izahay ato amin'ny mpikambana dia mirary soa hatrany ny tarika mba ho tafapetraka eo amin'ny sehatry ny mpanakanto fantadaza izay mitondra avo ny kolotsaina tena malagasy

Hevitra momba an'i zahgasy

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i zahgasy (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111