Voninavoko
Tarika manao vakoka malagasy
Sary
Hevitra mandeha
herhy (20/02/2009 11:15:42)
ny voninavoko ve tsy naorona hira vao² intsony?
istraky (04/06/2008 08:37:35)
i Lili no anaran'ilay vehivavy iny tena manga feo tokoa izy. Miara-mihira @ Rija Ramanantoanina izy amin'izao
tarzand (18/03/2008 09:22:19)
za mba te hafantatra ilay vehivavy mihira @ Voninavoko iny! mafinaritra ny fitsikiny.
istraky (14/03/2008 14:32:22)
milay 'reo fa andraso ampidiriko eto daholo ny vazony
fitia2006 (05/03/2008 18:40:07)
za kosa alou de tia anazy mintsy e tena maneho ny maha-malagasy
