VAIN'

Hampiditra sary Nampiditra nirijimka
13/10/2004 11:44
Hiran'i VAIN' 1 Jereo eto
Vangy : 1634
Mpankafy : 0 Ankafizo
tarika niforina tamin'nty taona 1995 tany ho any ny VAIN', tarika mivohy ireny hoe rock amabny gorodona ireny izy ary mijanona ho ambany gorodona hatramin'izao.dimy ny ao anaty tarika raha ny tena marina nefa maro ny mpikambana satria ny rock tsy manavaka ary tsy mametra izay namana te hiaramizara ny tena mozika mamy.
"POV" no mpitarika (sady mpihira no mpitendry gitare"; "fidy" no mpitendry guitare solo, "ni" no bassiste, "ciryl" no ao amin'ny batérie, ary "jim" no mpivazo sy mpitsoka farara.

Hevitra momba an'i VAIN'

nirijimka (13/10/2004 15:44)
tarika niforina tamin'nty taona 1995 tany ho any ny VAIN', tarika mivohy ireny hoe rock amabny gorodona ireny izy ary mijanona ho ambany gorodona hatramin'izao.dimy ny ao anaty tarika raha ny tena marina nefa maro ny mpikambana satria ny rock tsy manavaka ary tsy mametra izay namana te hiaramizara ny tena mozika mamy.
"POV" no mpitarika (sady mpihira no mpitendry gitare"; "fidy" no mpitendry guitare solo, "ni" no bassiste, "ciryl" no ao amin'ny batérie, ary "jim" no mpivazo sy mpitsoka farara.

Hiran'i VAIN' (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142