Twaiz

Nampiditra twaiz
27/07/2016 12:18
Hiran'i Twaiz 3 Jereo eto
Vangy : 1103
Mpankafy : 1 Ankafizo
Twaiz dia mpanakanto Malagasy miangaly ny gadona RAP. Izy dia hita tao amin'ny tarika STAR'S nanomboka tamin'ny taona 2012. Efa namoaka raki-kira miisa 3 : Boatin-drakitra (2008) The Clash (2012) Jackpot (2013) ary manomana ny raki-kirany vaovao mitondra ny lohateny hoe " Anosibefanah" izy amin'izao fotoana izao. Maro ny mpanakanto efa niara niasa taminy na teto an-tranindrazana izany na ny tany ampitan'dranomasina.

Hevitra momba an'i Twaiz

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Twaiz (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147