You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Tarika Vintsy

51

Nampiditra :
Tamin'ny : 26/10/2001 20:10:13

Mombamomba :
Ny Tarika Vintsy dia manana ny maha-izy azy tokoa. Mafonja dia mafonja ny tononkirany. Tsy dia taitra loatra tamin'ny fankalazana izy, fa nankafy fotsiny izao ny Ara. Mihira ny fiainana an-davanandron'ny gasy izy.
Mbola hitohy...

Hevitra mandeha

Donatia (12/02/2010 11:59:44)

Efa ela tokoa no tsy naharenesana ny tarika vintsy, ato ho ato anefa dia hisy ny zavatra izay ho entiny ho antsika araky ny resaka heno tamin'ny iray izay mitarika io groupe io, ny mozika ntsy ajanona fa ny fotoana hanaovana azy no mbola nisy tsy nahanety azy kely
Misaotra

(27/10/2001 00:10:13)

Ny Tarika Vintsy dia manana ny maha-izy azy tokoa. Mafonja dia mafonja ny tononkirany. Tsy dia taitra loatra tamin'ny fankalazana izy, fa nankafy fotsiny izao ny Ara. Mihira ny fiainana an-davanandron'ny gasy izy.
Mbola hitohy...

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha