TARIKA TSIMOKA
Tarika tsy dia azo lazaina hoe nalaza loatra saingy manana hira nalaza vitsivitsy ihany toy ny hoe (mba ho any,samia mamoy,roboka . io roboka io zao no nalaza farany t@ hirany tany @ taona 2000 tany ho any , manantena izahay mpankafy fa mbola ho avy indray ny hira manaraka ary tsy hivaona @ nahafantarana an'i TSIMOKA hatramin'izay .
