TARIKA SELA

Nampiditra handrinantsoa
17/11/2017 13:45
Hiran'i TARIKA SELA 8 Jereo eto
Vangy : 1061
Mpankafy : 1 Ankafizo
Ny Tariksa Sela dia tany amin taona 1998 no nanomboka niforona ary I Handrinantsoa no namorona azy sady Filohan tarika no Mpamoronkira.
enina mianadahy no mpikambana raikitra ary misy ireo mpitendry fixe ary misy" professionel" rehefa tsy afaka ny mpikambana mpitendry raikitra.
Ny hira mitondra ny lohateny hoe FIRAHALAHIANA no tena nahafantarana NADEHA TAMIN NY ONJAM6PEO MARO.mbola hiarina sy ny FO TOROVANA ary maro ireo sanganasany toy ny MAZIANA MOZIKA ary ny ADRO MALAZA sy ny maro tsy voatanisa.
ny Hira rehetra dia efa voarakitra any amin OMDA amin'ny anaran'i Handrinantsoa n°-46 204 no laharan'ny mpamorona OMDA.
Koa Mihira finaritra tompoko!

Hevitra momba an'i TARIKA SELA

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i TARIKA SELA (8)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118