You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Tarika Lôlie

2165

Nampiditra : Dahfara
Tamin'ny : 15/07/2017 14:57:28

Mombamomba :
Ny tarika Lôlie dia fantatra t@ ilay hirany hoe "fandalovana","toy ny any ny aty" tany @ taona 80 tany hoany... vehivavy iray ary lehilahy iray no mpihira tao @ tarika...Efa nodimandry ilay lehilahy ary tsy re intsony ny tarika taty aoriana.

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hametraka hevitra

Midira aloha