You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Antoko Mpihira Taratry ny mazava

1515

Nampiditra : rukbat16
Tamin'ny : 18/01/2015 13:48:12

Mombamomba :
Ny Antoko mphihira Tarartry ny Mazava
dia zanak'ampielezana Ambohidanerna  Fahazavana ary vao
tsy ela akory izay no nankalaza ny faha-40 taonany izy.
   Raha toa ka manam-pikasana ny hifanerasera aminy
Dia ao amin'ny facebook no ahitana azy
na koa ny adresy mailaka
taratrynymazava@yahoo.com

Hametraka hevitra

Midira aloha