TanjUna

Hampiditra sary Nampiditra Fiadananabe
11/10/2013 14:43
Hiran'i TanjUna 1 Jereo eto
Vangy : 1172
Mpankafy : 0 Ankafizo
Tanjuna na koa RAKOTOARIVELO Tanjona Andriamamonjisoa dia mpanakanto ara-pilazantsara malagasy azo atao hoe vao misandratra nefa efa hita sahady fa ho lehilahy hampiasain'Andriamanitra mahery .

Miisa 30 mahery any ho any izy ireo anati?ny tarika ary tanora avokoa ny ankabetsahany . Noho izany, miompana kokoa amin'ny fitaomana ny tanora hiditra ao amin'ny valan'Andriamanitra izany ny iraka nampandraiketana azy ireo . Efa nisy hetsika maromaro efa natao ary an isan'izany ny nanombohana ny " Mirodana ny manda Tour" tany Ampefy . Ary mbola mieritreritra ny hanohy izany hatrany izy ireo . Anisan'ny nahalalan'ny maro azy ilay hira mitondra n'y loha teny hoe : " Mirodana ny manda " .

Voninahitra ho an'i Jesosy irery ihany .

Hevitra momba an'i TanjUna

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i TanjUna (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1922