TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- AMIN’IZAO TONTOLO IZAO
- ANAO NY SAFIDY
- ENDRE NY HAFALIANAY
- Faly aho
- HIRA FANEVA FAHA 25 TAONA
- JESO NO FANAVOTANA
- LANITRA
- Mifalia ry zatovo
- Sun shine
- Tompo o! tiako Ianao
Hevitra mandeha
aloka (28/08/2009 18:32:59)
ho any antsirabe zany nareo an!de inona no ataonareo any
anao clip ndray sa hanao vacances e!mazoto ary
de tsy manadino Mi
aloka (29/07/2009 13:54:51)
slt!mino zah fa andefa sary ndray nareo refa vita le miaraka @ Mialy an!
de tsy manadino e!
aloka (18/07/2009 14:22:21)
manahona daholo ndray e!tsara be daholo le sary de mampidira hafa ndray de ty adrs mailk:
miharisoa.r@gmx.com de manorata ary e!
lalaina2 (02/07/2009 12:12:50)
manaoana daolo! tena mafinaritra ny fandraisanareo rehetra anjara @ty seraser ity de reha misy sary de mba alefaso e ! ary aloka elaela tsy hita an! fa aiza fona se e!de mankafiza daolo ary
aloka (06/04/2009 10:27:31)
slt!nafinaritra ve ny fety e!mba andefaso sary zah
aloka (06/04/2009 10:26:11)
slt!nafinaritra ve ny fety e!mba andefaso sary zah
aloka (03/04/2009 20:00:42)
Tahina manahoana ny ankizy ao mandrosoa ao e!malahelo anareo ao zany de mbola anteriny rapresit @mazada ihany ve nareo MIE
aloka (03/04/2009 19:23:33)
ory reto an!ataovy tsara le @ 05 de mba andefaso video zay e! MIE ihany
lalaina2 (21/01/2009 10:55:02)
faly miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao 2009 e! de samy ho tahian' ny tompo daolo
Poun (18/12/2008 17:05:48)
slu daholo! elaela indray zany lah!mbola sahirana t@ examen sy ny rapport de labĂ´ re ka miala tsiny a!Tahina a, tsy adinoko akory ianao? ny ankizy vaovao angaha no mety tsy ho fantatro.Eh!Za mba ataovinareo ao anaty clip e!sa tsy TAKRIVA tsony ve! aleo fa ody ary za...



