You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

T.K.F.M "TANORA KINTAN'NY FITIAVANA MORARANO"

2343

Nampiditra : handrinantsoa
Tamin'ny : 10/04/2018 13:04:55

Mombamomba :
NY T.K.F.M DIA CHORAL IRAY ENY AMIN 'NY FARITRA MORARANO ANDRANONAHOATRA  IZAY TARIHIN'I Mr BONAPARTE AO AMIN'NY ECAR ANTANETY ANTSIRABE MANDANIRESAKA .I SELA NO CHEF DE COEUR ARY I HAJA KOSA NO PRESIDENT RAHA I MR BONAPARTE NO FILOHAM-BONINAHITRA ARY I HANDRINANTSOA NO ANISAN'NY MPAMORONKIRA AO.
I HANDRINANTSOA DIA AUTEUR COMPOSITEUR MITONDRA NY LAHARANA N°- 46 204  MEMBRE AO AMIN'NY OMDA.
ARY NANOME AN'NY TARIKA MARIKA SY NY CHORAL T.K.F.M HAMPIASSA ITY SANGANASA MITONDRA NY LOHATENY HOE "ZANAKA NANIA".
MISAOTRA ANAO MANKAFY ARY.

Hametraka hevitra

Midira aloha